• Facebook Basic Black
  • Black Instagram Icon
  • Black YouTube Icon

© 2017 Aina Cook.

FO NATOLOTRO

Tsy sangisangy fa vokatrin'ny fo,
No nilazako fa tia aho.
Tam-pisainana sy safidiko
Taminao ny heritreritro 
Ny loha.

Chorus:
Ka aza manalavitra ahy 
F'irery aho tsy eo ianao.
F'ianao no andry tohana sy harenako.
Dia fo madio feno fitia tontoloko.
Na ny aiko aza raha tianao atolotro
Eo an-tananao

Tsy vazivazy akory
Na koa fialam-boly.
Ny oroka efa natolotro.
Voarakitra diary
Am-panahy tsy sahy.
Vita sikotra tokoa
Tsy ho lo.

 

Chorus:
Ka aza manalavitra ahy 
F'irery aho tsy eo ianao.
F'ianao no andry tohana sy harenako.
Dia fo madio feno fitia tontoloko.
Na ny aiko aza raha tianao atolotro
Eo an-tananao

 

Tsy aiko angamba

Teno ho banga

Ny fianako

Ra andao aho ianao

 

Chorus:
Ka aza manalavitra ahy 
F'irery aho tsy eo ianao.
F'ianao no andry tohana sy harenako.
Dia fo madio feno fitia tontoloko.
Na ny aiko aza raha tianao atolotro
Eo an-tananao