
TANTARA TALOHA
Vao niandoha
Izaho sy ianao
Nifankatia tokoa
Izaho ilay ray lasa roa
Fa efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo aniany,
Ireo teny mamy
Dia nanjary niova ho tomany
​
Averiko izay nindramiko
Tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko
Chorus:
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
Sarotra ny hanadino
Nefa mora ny mino
Efa nisava ny alahelo dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana
Hisolo toeranao
Iara hanorim-pianam-baovao
Averiko izay nindramiko
Tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko
​
Chorus:
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
​
Ka ho tena namana
Itolory ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
Tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tia ahy
​
Chorus:
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Izay niainantsiaka roa
Aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
Ilay natao tsy hifarana, hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
​
​
IZY ANIE IZY
Nanonofy aho
Ho foana ny adiady sy ny tomany
Izay mandrotika ny tany
Izao tontolo izao miray hina
Tsisy intsony ny fijalina
Hery maro no mitambatra
Feo iray no asandratra.
Nanonofy aho
Ho foana koa ny mosary.
Ireo zaza izay mijaly
Ravo, falifaly
Foana ny hanoanana.
Ireo kamboty sy tsy manana
Hisy hanome tanana.
Chorus:
Ra misy andro iray
Tsy mampiety izay atao.
Toloko sy talaho.
Meteza hanonofy toa ahy
Fiainana ho feno hasambarana
Hafaliana tsy hifarana.
Ratoa fahoriana
Vizana ny fanahy
Misalasala miahiahy.
Meteza hanonofy toa ahy.
Alina feno fahasambarana
Hatsiaka feno hafanana
Hanonofy aho
tontolo tsisy herisetra
Fahatoniana tsy hanam-petra.
Tsisy havakavaka
Hifandray ny tanana
Fo iray ihany no eto, hiara_iaina
Hiara_mitempo.
Mbola hanonofy aho
Ny lainga tsisy intsony
Ny fo mafana dia hitony
Ny marina no hanjaka
Hampahery sy hampitraka
Ka ny hitsy sy ny rariny.
Izy ireo no tompon-daka.
Chorus:
Ra misy andro iray
Tsy mampiety izay atao.
Toloko sy talaho.
Meteza hanonofy toa ahy
Fiainana ho feno hasambarana
Hafaliana tsy hifarana.
Ratoa fahoriana
Vizana ny fanahy
Misalasala miahiahy.
Meteza hanonofy toa ahy.
Alina feno fahasambarana
Hatsiaka feno hafanana

Coming Soon! :)
TSY HANAM-PAHATAPERANA

Lasa ianao, lasa lavitra any
Nandao ny tany, ilay feno tomany
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Raha ny tiany, fifaliany
No tazominy eo anilany eo
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
Chorus:
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Izy tavela nitomany toa zaza
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Fa lasa ianao, izy nisaona
manantena anefa
indray andro ianareo mbola hihaona
Ny ranomasony tsy voatana,
Ny momba anao tsy hainy ho fafana
Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony
efa nialoha lalana
fotoana fohy no niarahana
Tampoka loatra ny fisarahana
Izy mino mitanisa fa hoe misy ilay paradise
Raha ny tiany, fifaliana
no tazominy eo anilany eo
tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
Chorus:
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Izy tavela nitomany toa zaza
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Fa lasa ianao, izy nisaona
manantena anefa
indray andro ianareo mbola hihaona

IZY NISAONA
Coming Soon! :)
MOZIKA

Everybody always tells me
Who the hell I should be
What clothes to wear
When to care
What to eat
And who to meet
​
But i've got
I've got my own heart
Got my own life to lead
I don't need anybody to tell me
What I need
Chorus:
I ain't looking for a fight
I'm just trying can't you see
I'm just trying to find my way
I just want to be me
Just to be me
Skinny models, perfect bodies
Seen all over magazines
Same clothes, plastic nose
That's the way, they want me to be
But i've got
I've got my own
Got my own point of view
Why don't they let me be me
Cause the plastic ain't for me
Chorus:
I ain't looking for a fight
I'm just trying can't you see
I'm just trying to find my way
I just want to be me
Just to be me
​
It's not easy making your own way
When the voices say
Get back in line
They push, and I wanna push back
All they want is to control
​
Chorus:
I ain't looking for a fight
I'm just trying can't you see
I'm just trying to find my way
I just want to be me
Just to be me
​
I WANNA BE ME

Coming Soon! :)
HANAIKY

Looking back I see
You smile and laugh with me
While we're walking hand in hand
Now time's moved on
Your eyes have moved along
Now you're laughing
With an other
​
Sometimes when I'm alone
I get to wondering why
Why love has to go
Why love has to die
Why love has to die
​
When love is gone
Ain't no sense in hanging on
Just get your things and move along
Cause come what may
You will never have a say
Not when love
Love is gone
​
And you may
Jump and shout
Say you'll find a way
There's nothing you can do
When love has gone away
Love has gone away
​
Love cuts, yeah it cuts
Cuts just like a knife
The only thing to heal that wound
Is move along with life
​
You'll never know what you'll find
A little further down the line
Maybe you'll find something new
Surely love is there for you
Surely love is there for you
​
Looking back I see
You smile and laugh with me
While we're walking hand in hand
Now time's moved on
Your eyes have moved along
Now you're laughing
With an other
​
Written by Douglas Cook
Arranged by Daddy Rasamimanana
​
SURELY LOVE

